Miara-droa (Fangia Kalo Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midobodoboka tsy miato ny fo
Tsy laitra f'injao
Topatopan'onjan-kery tokoa
no mipololotra ao.
Midorehitra manitra ô!
Lay takalo fitia!
Ny afony manaka-danitra e!
Tomaratra ery!
Hay zareo ny mnwqbjic fitiavana rehefa tsy mandeha ila,
tsy tononkira.serasera.org voarefim-pamarana ny hasambarana avy ao.
Vanja sy afo tafaraka e! njkgds Redareda fitia e!
Mahatamana hafanana roy ô! Mahatamana!
Vanja sy afo tafaraka ô!
Lolalola rltwdccr fitia ho'aho
Mitahiry hafanana nama a!
Ka tamana aho.
Tonony sy feo : Ny R. Fidimanantsoa
Tsy laitra f'injao
Topatopan'onjan-kery tokoa
no mipololotra ao.
Midorehitra manitra ô!
Lay takalo fitia!
Ny afony manaka-danitra e!
Tomaratra ery!
Hay zareo ny mnwqbjic fitiavana rehefa tsy mandeha ila,
tsy tononkira.serasera.org voarefim-pamarana ny hasambarana avy ao.
Vanja sy afo tafaraka e! njkgds Redareda fitia e!
Mahatamana hafanana roy ô! Mahatamana!
Vanja sy afo tafaraka ô!
Lolalola rltwdccr fitia ho'aho
Mitahiry hafanana nama a!
Ka tamana aho.
Tonony sy feo : Ny R. Fidimanantsoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fangia Kalo GasyVangy : 1310
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FangiaKaloGasy
Daty : 06/01/2023 05:46
