Miara-droa (Fangia Kalo Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Midobodoboka tsy miato ny fo
Tsy laitra f'injao
Topatopan'onjan-kery tokoa
no mipololotra ao.
Midorehitra manitra ô!
Lay tononkira.serasera.org takalo fitia!
Ny afony manaka-danitra e!
Tomaratra ery!
Hay zareo ny fitiavana rehefa tsy mandeha ila,
tsy voarefim-pamarana ycasgx ny hasambarana avy ao.
Vanja pnlzb sy afo tafaraka e! Redareda fitia e!
Mahatamana hafanana roy ô! Mahatamana!
Vanja sy afo tafaraka ô!
Lolalola fitia ho'aho
Mitahiry hafanana nama a!
Ka tamana aho.
Tonony msxj sy feo : Ny R. Fidimanantsoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fangia Kalo GasyVangy : 1115
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FangiaKaloGasy
Daty : 06/01/2023 05:46