Hanina an'i Gasikara (Fangia Kalo Gasy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atopiko ny masoko reroy ô!
Ho ery am-paratazana
Fa any tokoa 'lay taniko tsy foy e!
Ilay Nosy tanindrazana.

'Lay tany niaviana sady andrian'ny fo ô!
Fa kanto sy tena tsara
'Lay meva sady soa, 'lay maminay tokoa!
Ilay MADAGASIKARA !

Fa tiako tononkira.serasera.org sy tena mamiko izy izay e!
Raha sendra ka lavitra azy, ny saiko injao mimalo,
Na hoviana dia any ihany no aminay e!
Tsy hamidy, tsy mkyvvwn hatakalo!

Ny embona sy hanina azy, tsy miala am-poko,
Injany fa znwi mihamandroatra, tsy zakako ka ambarako!
Fa n'aiza aho na aiza, izy no tsy soloiko,
fa izy no GASIKARAKO !
Izy no Gasikarako e!
Izy no jbvq Gasikarako !

Tonony sy feo: Ny R. Fidimanantsoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Fangia Kalo Gasy
Vangy : 887
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FangiaKaloGasy
Daty : 06/01/2023 05:48
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0308