Hanina an'i Gasikara (Fangia Kalo Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
copyc Atopiko ny masoko reroy ô!
Ho ery am-paratazana
Fa any tokoa 'lay taniko tsy foy e!
Ilay Nosy tanindrazana.
'Lay tany niaviana sady andrian'ny fo ô!
Fa kanto sy tena tsara
'Lay meva sady soa, dgvj 'lay maminay tononkira.serasera.org tokoa!
Ilay MADAGASIKARA !
Fa tiako sy tena mamiko izy izay e!
Raha sendra ka lavitra azy, ny saiko injao mimalo,
Na hoviana dia any mkvqqnoa ihany no aminay e!
Tsy hamidy, tsy hatakalo!
Ny embona sy hanina azy, tsy miala am-poko,
Injany fa mihamandroatra, tsy zakako ka ambarako!
Fa n'aiza aho na aiza, izy no tsy soloiko,
fa izy no GASIKARAKO !
Izy no Gasikarako e!
Izy no Gasikarako !
Tonony sy feo: Ny R. Fidimanantsoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Fangia Kalo GasyVangy : 973
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FangiaKaloGasy
Daty : 06/01/2023 05:48