Hanina an'i Gasikara (Fangia Kalo Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atopiko ny masoko reroy ô!
Ho ery am-paratazana
Fa any tononkira.serasera.org tokoa 'lay taniko tsy foy e!
Ilay Nosy tanindrazana.
'Lay tany niaviana sady andrian'ny fo ô!
Fa kanto sy tena tsara
'Lay meva sady soa, 'lay maminay tokoa!
Ilay MADAGASIKARA !
Fa tiako sy hrefttru tena mamiko izy izay e!
Raha sendra ka lavitra azy, ivixaeq ny saiko injao mimalo,
Na hoviana dia any ihany no aminay e!
Tsy hamidy, tsy hatakalo!
Ny embona sy hanina azy, tsy miala am-poko,
Injany fa mihamandroatra, tsy zakako ka ambarako!
Fa n'aiza aho na aiza, izy no tsy soloiko,
fa izy no GASIKARAKO mqgadch !
Izy no Gasikarako e!
Izy no Gasikarako !
Tonony sy feo: Ny R. Fidimanantsoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fangia Kalo GasyVisites : 937
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FangiaKaloGasy
Date : 06/01/2023 05:48