Hanina an'i Gasikara (Fangia Kalo Gasy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Atopiko ny masoko reroy ô!
Ho ery ylimfypj am-paratazana
Fa any tokoa 'lay taniko tsy foy e!
Ilay Nosy tanindrazana.
'Lay tany niaviana sady andrian'ny fo ô!
Fa kanto sy tena tsara
'Lay meva sady soa, 'lay maminay nffbj tokoa!
Ilay MADAGASIKARA !
Fa tiako sy tena mamiko izy izay e!
Raha tononkira.serasera.org sendra ka lavitra azy, ny saiko injao mimalo,
Na hoviana dia any ihany no aminay rciqqq e!
Tsy hamidy, tsy hatakalo!
Ny embona sy hanina azy, tsy miala am-poko,
Injany fa mihamandroatra, tsy zakako ka ambarako!
Fa n'aiza aho na aiza, izy no tsy soloiko,
fa izy no GASIKARAKO !
Izy no Gasikarako e!
Izy no Gasikarako !
Tonony sy feo: Ny R. Fidimanantsoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Fangia Kalo GasyVisites : 891
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : FangiaKaloGasy
Date : 06/01/2023 05:48