Handroso aho (Faneva Fandresena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fantatro fa lalan-tsarotra
Ny lalana tononkira.serasera.org izay hizorana
Raha te hanompo an'Andriamanitra
De tena mila, mila miharitra...

Handroso aho, handroso hatrany hatrany
Ny hihemotra sanatria izany
Hanezaka aho, zay tratry ny aina
Fa lanitra myryi no tanjona antenaina
Handroso aho, handroso

hatrany hatrany
Ny hihemotra sanatria izany
Hanezaka aho, zay tratry ny aina
Fa lanitra no tanjona antenaina


Mila fiafihana, fiafihana be dia be
Tena mafy ny lalana haleha
Fa toa mideza sy fiakaram-be
tsy vita mora raha ueiexxm tsisy hezaka e...

Handroso aho, handroso hatrany hatrany
Ny hihemotra sanatria izany
Hanezaka aho, zay tratry ny aina
Fa lanitra no tanjona antenaina

Handroso aho, handroso hatrany hatrany
Ny hihemotra sanatria izany
Hanezaka aho, zay tratry ny aina
Fa lanitra no tanjona antenaina


Tery sy hety raha ny lalana
Izay mizotra makany an-danitra
Mila miharitra fankampanahy
F'izay maharesy usthm no handova lanitra...

Handroso aho, handroso hatrany hatrany
Ny hihemotra sanatria izany
Hanezaka aho, zay tratry ny aina
Fa lanitra no tanjona antenaina

Handroso aho, handroso hatrany hatrany
Ny hihemotra sanatria izany
Hanezaka aho, zay tratry ny aina
Fa lanitra no tanjona antenaina
Hanezaka aho, zay tratry ny aina
Fa lanitra no tanjona antenaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Faneva Fandresena
Vangy : 1909
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nyrav
Daty : 31/08/2017 21:06
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.498