Fitaizam-panahy 5 (Faneva Fandresena)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny vavaka no hamafisina
Hiresahina amin'Andriamanitra
Fitaovana hoentin'ny Ampakarina
Hanoherana ywpqyj ireo fankam-panahy...
Mitaiza ny fanahy hatrany hatrany
Ny Ampakarina handova swyjzs lanitra
Mihezaka mandositra ny ota
Sy ny rehaka fa ho any an-danitra
Sakafo hiveloman'ny fanahy
Ny famakiana soratra masina
Io no sabatra hanoherana
Ny fahavalo mitady hamingana...
Mitaiza ny tononkira.serasera.org fanahy hatrany hatrany
Ny Ampakarina handova lanitra
Mihezaka mandositra ny ota
Sy ny rehaka fa ho any an-danitra
Ny famonjena fivoriana
Ara-potoana no mampiavaka
Ny tena zanak'Andriamanitra
Tsy mba diso amin'ny vavaka...
Mitaiza ny fanahy hatrany hatrany
Ny Ampakarina handova lanitra
Mihezaka mandositra ny ota
Sy ny rehaka fa ho any an-danitra
N'aiza n'aiza toerana aleha
Hita modely ny Ampakarina
Mijoro ho vavolombelona
Mitory teny ho an'ny aidxewbq mpiara-belona...
Mitaiza ny fanahy hatrany hatrany
Ny Ampakarina handova lanitra
Mihezaka mandositra ny ota
Sy ny rehaka fa ho any an-danitra
Ny hira fiderana hasandratra
redonina sy ventesina
Io no tena mampiavaka
Ny Ampakarina mitaiza ny fanahy...
Mitaiza ny fanahy hatrany hatrany
Ny Ampakarina handova lanitra
Mihezaka mandositra ny ota
Sy ny rehaka fa ho any an-danitra
Mihezaka mandositra ny ota
Sy ny rehaka fa ho any an-danitra
Hiresahina amin'Andriamanitra
Fitaovana hoentin'ny Ampakarina
Hanoherana ywpqyj ireo fankam-panahy...
Mitaiza ny fanahy hatrany hatrany
Ny Ampakarina handova swyjzs lanitra
Mihezaka mandositra ny ota
Sy ny rehaka fa ho any an-danitra
Sakafo hiveloman'ny fanahy
Ny famakiana soratra masina
Io no sabatra hanoherana
Ny fahavalo mitady hamingana...
Mitaiza ny tononkira.serasera.org fanahy hatrany hatrany
Ny Ampakarina handova lanitra
Mihezaka mandositra ny ota
Sy ny rehaka fa ho any an-danitra
Ny famonjena fivoriana
Ara-potoana no mampiavaka
Ny tena zanak'Andriamanitra
Tsy mba diso amin'ny vavaka...
Mitaiza ny fanahy hatrany hatrany
Ny Ampakarina handova lanitra
Mihezaka mandositra ny ota
Sy ny rehaka fa ho any an-danitra
N'aiza n'aiza toerana aleha
Hita modely ny Ampakarina
Mijoro ho vavolombelona
Mitory teny ho an'ny aidxewbq mpiara-belona...
Mitaiza ny fanahy hatrany hatrany
Ny Ampakarina handova lanitra
Mihezaka mandositra ny ota
Sy ny rehaka fa ho any an-danitra
Ny hira fiderana hasandratra
redonina sy ventesina
Io no tena mampiavaka
Ny Ampakarina mitaiza ny fanahy...
Mitaiza ny fanahy hatrany hatrany
Ny Ampakarina handova lanitra
Mihezaka mandositra ny ota
Sy ny rehaka fa ho any an-danitra
Mihezaka mandositra ny ota
Sy ny rehaka fa ho any an-danitra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Faneva FandresenaVisites : 1680
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Nyrav
Date : 31/08/2017 20:58
