Ny hetahetan'ny foko (Faneva Fandresena)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny hetahetan'ny fonay
Tonom-bavaka isan'andro
Tompo ô lay fiverenanao
Fa ratsy niharatsy ny ety
Ô tongava amizay avy jesosy

Ny hetahetan'ny fonay
Tonom-bavaka isan'andro
Tompo ô lay fiverenanao
Fa ratsy niharatsy ny ety
Ô tongava amizay avy jesosy


Tongava Tompo ô tongava amizay
Sasa-miandry izahay tongava re ianao
Fa fandresena lebibe ho anay ô ry ray
Ny fiavianao eny amin'ny rahona


Ny Ampakarina rehetra
Efa vonona avokoa
Miara-miantso hoe: " tongava soa"
Fa ny fiavianao anie no sisa handrasanay
Efa vonona hitsena anao izahay

Tongava Tompo ô tongava amizay
Sasa-miandry izahay tongava re ianao
Fa fandresena lebibe ho anay ô ry ray
Ny fiavianao eny amin'ny rahona


Mihamafy ry ray ny ady ety
Ireo fahoriana tsy mety ho lany
Fa ny hany handrasanay de ny fiavianao
mba hitsaharanay

Tongava Tompo ô tongava amizay
Sasa-miandry izahay tongava re ianao
Fa fandresena lebibe ho anay ô ry ray
Ny fiavianao eny amin'ny rahona
ooooo eny amin'ny rahona
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Faneva Fandresena
Vangy : 849
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Nyrav
Daty : 31/08/2017 20:39
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3569