Vorom-be tsara dia (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vorom-be tsara dia
Miloko fotsy,mena, maitso iry!
Ampindramo izany elatrao aho
Hisidinako lhpeyxa e!

Fa any ambadimbadika any
Misy fo iray, izay mitomany
Sasa-miandry
Ka miangavy anao aho vorona ô!

Aleo aho mba hiantsampy
Fa ny alaheloko tsy tanty
Ka ho tononkira.serasera.org ento aho mba hamonjy ny inqanqbj aiko
Vorona ô!

Ampy izay ny fiaretana ô!
Aleo aho andeha
Na tsisy entana ô!
Fa rehefa tonga akaikiny any bjpdzyc aho
Dia ho sambatra e!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0786