Vorom-be tsara dia (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vorom-be tsara dia
Miloko fotsy,mena, maitso iry!
Ampindramo izany elatrao aho
Hisidinako e!

Fa ikzgydve any ambadimbadika any
Misy rmne fo iray, izay mitomany
Sasa-miandry
Ka miangavy anao aho vorona ô!

Aleo aho mba hiantsampy
Fa ny alaheloko tsy tanty
Ka ho ento aho mba hamonjy ny aiko
Vorona ô!

Ampy izay ny fiaretana dyqbjqq ô!
Aleo aho andeha
Na tsisy entana ô!
Fa rehefa tonga akaikiny any aho
Dia tononkira.serasera.org ho sambatra e!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0331