Vorom-be tsara dia (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Vorom-be tsara kupebu dia
Miloko fotsy,mena, maitso iry!
Ampindramo izany elatrao aho
Hisidinako e!
Fa any ambadimbadika oajjbiph any
Misy mkoql fo iray, izay mitomany
Sasa-miandry
Ka miangavy anao aho vorona ô!
Aleo aho mba hiantsampy
Fa ny alaheloko tsy tanty
Ka ho ento aho mba hamonjy ny aiko
Vorona ô!
Ampy izay ny fiaretana ô!
Aleo aho andeha
Na tsisy entana ô!
Fa rehefa tonga akaikiny any aho
Dia ho sambatra tononkira.serasera.org e!
Miloko fotsy,mena, maitso iry!
Ampindramo izany elatrao aho
Hisidinako e!
Fa any ambadimbadika oajjbiph any
Misy mkoql fo iray, izay mitomany
Sasa-miandry
Ka miangavy anao aho vorona ô!
Aleo aho mba hiantsampy
Fa ny alaheloko tsy tanty
Ka ho ento aho mba hamonjy ny aiko
Vorona ô!
Ampy izay ny fiaretana ô!
Aleo aho andeha
Na tsisy entana ô!
Fa rehefa tonga akaikiny any aho
Dia ho sambatra tononkira.serasera.org e!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Erick MananaHits : 14764
Likes : 0 Like
Created by : Rasera
Date : 12/12/2001 12:44
