Ny fitiavako an'i Mama (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tena tsotra sady fohy
Ny hoe tia fa tsy voalaza
Teny kely fa uqva mampaory
Rehefa tsy voaloaky ny vava
Ny fitiavana ilay Reny
Mbola hafa tononkira.serasera.org koa io ka hafa
Toa tsy akiteniteny
Nefa henoko mitafa

Tena marina....
Tena marina ee...

Ny fitiavako an’i Mama
Tsy mivaky fa mafonja
Tsara kotrika mafana
Am-poko ao izy manonja
Tsy gopmv mba mila orokoroka
Tsy mba mila safosafo
Fa fitia miray fototra
Mandra-maty tsy dygv halazo

Ho ela velona oo....
Neny tiako oo....

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0496