Ny fitiavako an'i Mama

Lohateny Ny fitiavako an'i Mama
Nampiditra rickers
Tamin'ny 21/04/2007 18:21
Vangy : 592



C 
Tena tsotra sady fohy
Dm
Ny hoe tia fa tsy voalaza
G
Teny kely fa mampaory
C
Rehefa tsy voaloaky ny vava
Am
Ny fitiavana ilay Reny
Dm
Mbola hafa koa io ka hafa
G
Toa tsy akiteniteny
C
Nefa henoko mitafa


F/G/C/G
Tena marina....

Tena marina ee...



Ny fitiavako an'i Mama

Tsy mivaky fa mafonja

Tsara kotrika mafana

Am-poko ao izy manonja

Tsy mba mila orokoroka

Tsy mba mila safosafo

Fa fitia miray fototra

Mandra-maty tsy halazo



Ho ela velona oo....

Ho ela velona oo....

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1221