KARA-BATO NAFAFY (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
KARA-BATO NAFAFY


Karaha vato nafafy
Anti-bavy bncyw namahan-jafy
Kintana maro milahatra
Zaka jaby ity lahatra


Androngovato ixgasjw Nipoera
Tarondro Mamo Nitera
Papango miaro Antsantsa
Fodilahimena Miantsa


Tandremo tononkira.serasera.org tandremo rpbwp laolo
Fa fanenena manaraka afara
Tandremo tandremo laolo
Vary Atriatry tsy raha vary Asara

--------
Rohy:
Hevitra
Warhammer ( 06/02/2025 06:59)
Tsara ny hira gasy ❤️
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Erick Manana
Vangy : 6770
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Desire Dauphin Rasolomampionona
Daty : 29/10/2001 16:10
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.032