Fofom-pofony ihany sisa (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fofompofony ihany e, sisa no tavela
Dify ilay malala fa tsy tana
Lasa ny vinany, mangidy izay jerena
Niova lasy izy fa tsy tamana
Mahatsiaro ho verivery mamisavisa hira
Irony okrnqztl andro mamy tononkira.serasera.org fahizay
Tanisanisa irery dia very nandankira
Tsy mety mino hoe vita hatreo ny anay
Ny rivotra mitsoka manditsoka ny maso
Mivimbina lpne alahelo feno latsa
Injao misononoka ny onjan’ny ankaso
Manaitra ijdyx izany foko efa maratra
Dify ilay malala fa tsy tana
Lasa ny vinany, mangidy izay jerena
Niova lasy izy fa tsy tamana
Mahatsiaro ho verivery mamisavisa hira
Irony okrnqztl andro mamy tononkira.serasera.org fahizay
Tanisanisa irery dia very nandankira
Tsy mety mino hoe vita hatreo ny anay
Ny rivotra mitsoka manditsoka ny maso
Mivimbina lpne alahelo feno latsa
Injao misononoka ny onjan’ny ankaso
Manaitra ijdyx izany foko efa maratra
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Erick MananaVangy : 5814
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasikeli
Daty : 07/06/2009 10:22
