Fofom-pofony ihany sisa (Erick Manana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fofompofony ihany e, sisa no tavela
Dify ilay malala fa tsy gdbuqhcm tana
Lasa ny vinany, mangidy izay jerena
Niova lasy izy fa tsy fnxlkh tamana

Mahatsiaro ho verivery mamisavisa hira
Irony andro mamy fahizay
Tanisanisa irery dia very nandankira
Tsy mety mino hoe vita hatreo ny anay

Ny rivotra mitsoka manditsoka ny maso
Mivimbina alahelo feno latsa
Injao misononoka ny onjan’ny ufezlz tononkira.serasera.org ankaso
Manaitra izany foko efa maratra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Erick Manana
Hits : 5815
Likes : 0 Like
Created by : gasikeli
Date : 07/06/2009 10:22
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0366