Fofom-pofony ihany sisa (Erick Manana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fofompofony ihany e, sisa no tavela
Dify ilay malala fa tsy tana
Lasa ny vinany, mangidy izay jerena
Niova lasy izy tononkira.serasera.org fa tsy tamana
Mahatsiaro ho verivery mamisavisa hira
Irony andro mamy fahizay
Tanisanisa irery dia very nandankira
Tsy ptpwf mety mino hoe vita hatreo ny slkpe anay
Ny rivotra mitsoka manditsoka ny maso
Mivimbina alahelo feno latsa
Injao misononoka ny ipuczx onjan’ny ankaso
Manaitra izany foko efa maratra
Dify ilay malala fa tsy tana
Lasa ny vinany, mangidy izay jerena
Niova lasy izy tononkira.serasera.org fa tsy tamana
Mahatsiaro ho verivery mamisavisa hira
Irony andro mamy fahizay
Tanisanisa irery dia very nandankira
Tsy ptpwf mety mino hoe vita hatreo ny slkpe anay
Ny rivotra mitsoka manditsoka ny maso
Mivimbina alahelo feno latsa
Injao misononoka ny ipuczx onjan’ny ankaso
Manaitra izany foko efa maratra
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Erick MananaVisites : 5813
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : gasikeli
Date : 07/06/2009 10:22
