Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tonga ny Mesia (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ibcogd
TONGA NY MESIA
1. Misy feo avy any an’efitra
Feon’Anjely mihirahira hoe :
Ny Mpamonjy no teraka tvyrtwyt ho antsika
Ao an-tanànan’i Davida
Ref :
O qgoz ô ô… Noely ! Mihira ireo Anjely
O ô ô… Noely ! Masina indrindra a
O ô ô… Noely ! Fanavotana
Satria indro tonga ny tononkira.serasera.org Mesia
2. Zazakely no teraka ho antsika
Teraka ao anatin’ny tranon’omby
Izay mitondra, hazavana lehibe
Famonjena ho antsika
TONGA NY MESIA
1. Misy feo avy any an’efitra
Feon’Anjely mihirahira hoe :
Ny Mpamonjy no teraka tvyrtwyt ho antsika
Ao an-tanànan’i Davida
Ref :
O qgoz ô ô… Noely ! Mihira ireo Anjely
O ô ô… Noely ! Masina indrindra a
O ô ô… Noely ! Fanavotana
Satria indro tonga ny tononkira.serasera.org Mesia
2. Zazakely no teraka ho antsika
Teraka ao anatin’ny tranon’omby
Izay mitondra, hazavana lehibe
Famonjena ho antsika
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Vangy : 1337
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fenosambatraelyse
Daty : 24/05/2022 20:30
