Ilay tany masina (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Nisy nanolotra ho vonoina ny tompo(ou ou...)
Nohelohina, novonoina ho faty(ou ou...)
Ka ny ainy, natolony ho antsika e(ou cviggvgm ou ...aann...)
Ho fanavotana izao tontolo izao(ou ou...)
'Lay tany masina a, nilavoanao Jesoa ô
'Lay tany rdwdz masina a, nandatsahanao ny ranao e
Io 'lay Kalvery, (ou ou ou)
Io 'lay asih Kalvery, (ou ou ou)
2. Nosatrohina fehy loha tsilo(ou ou ...)
Nampitondraina ianao, 'lay hazo fijaliana e(ou ou...)
Nolefonina ka latsaka tononkira.serasera.org ny ranao(ou ou...an an...)
Ho famonjena an'izao tontolo izao
'Lay tany masina a, nilavoanao Jesoa ô
'Lay tany masina a, nandatsahanao ny ranao e
Io 'lay Kalvery, (ou ou ou)...namonoana anao
Io 'lay Kalvery, (ou ou ou)...nandatsahanao ny ainao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Vangy : 1571
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fenosambatraelyse
Daty : 02/09/2021 12:53