Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ilay tany masina (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Nisy nanolotra ho vonoina ny tompo(ou ou...)
Nohelohina, novonoina ho faty(ou ou...)
Ka ny ainy, natolony ho antsika e(ou ou ...aann...)
Ho fanavotana izao tontolo izao(ou ou...)
'Lay tany tononkira.serasera.org masina a, nilavoanao Jesoa ô
'Lay tany masina a, nandatsahanao xtctz ny ranao e
Io 'lay Kalvery, (ou ou ou)
Io 'lay Kalvery, (ou ou ou)
2. Nosatrohina fehy loha tsilo(ou ou ...)
Nampitondraina ianao, 'lay hazo fijaliana e(ou ou...)
Nolefonina ka latsaka ny ranao(ou ou...an an...)
Ho famonjena an'izao tontolo izao
'Lay tany masina a, nilavoanao Jesoa ô
'Lay tany masina a, nandatsahanao ny ranao e
Io inpwbrx 'lay Kalvery, (ou ou ou)...namonoana anao
Io 'lay Kalvery, (ou ou unsuf ou)...nandatsahanao ny ainao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Visites : 1458
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fenosambatraelyse
Date : 02/09/2021 12:53