Ifonako (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko ny hangina tsy hisaotra Anao
Tsy haiko ny tsy hankalaza ny Anaranao
...
Isaoranay Ianao gafpcp namonjy anay
Na tsy mendrika fqsqrhy ity mpanomponao
Izao rehetra izao, miantso Anao
Sy mankalaza, tsara Ianao
Ifonako aminao Jesoa
ireo adalako
Ity tononkira.serasera.org re aho raiso ho Anao
Fa vonon-kanompo anao
...
Na tsy mendrika aza aho wwgbdfnd ry Ray ny ho zanakao
Mba ataovy ho isan’ireo panomponao
Tsy haiko ny tsy hankalaza ny Anaranao
...
Isaoranay Ianao gafpcp namonjy anay
Na tsy mendrika fqsqrhy ity mpanomponao
Izao rehetra izao, miantso Anao
Sy mankalaza, tsara Ianao
Ifonako aminao Jesoa
ireo adalako
Ity tononkira.serasera.org re aho raiso ho Anao
Fa vonon-kanompo anao
...
Na tsy mendrika aza aho wwgbdfnd ry Ray ny ho zanakao
Mba ataovy ho isan’ireo panomponao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Vangy : 935
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : fenosambatraelyse
Daty : 02/09/2021 12:53
