Ifonako (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy haiko tononkira.serasera.org ny gkwqjbp hangina tsy hisaotra audmkcpv Anao
Tsy haiko ny tsy hankalaza ny Anaranao
...
Isaoranay Ianao namonjy anay
Na tsy mendrika ity mpanomponao
Izao rehetra izao, miantso Anao
Sy mankalaza, tsara Ianao
Ifonako aminao Jesoa
ireo adalako
Ity re aho raiso ho Anao
Fa vonon-kanompo anao
...
Na tsy mendrika aza dotdf aho ry Ray ny ho zanakao
Mba ataovy ho isan’ireo panomponao
Tsy haiko ny tsy hankalaza ny Anaranao
...
Isaoranay Ianao namonjy anay
Na tsy mendrika ity mpanomponao
Izao rehetra izao, miantso Anao
Sy mankalaza, tsara Ianao
Ifonako aminao Jesoa
ireo adalako
Ity re aho raiso ho Anao
Fa vonon-kanompo anao
...
Na tsy mendrika aza dotdf aho ry Ray ny ho zanakao
Mba ataovy ho isan’ireo panomponao
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)Visites : 934
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : fenosambatraelyse
Date : 02/09/2021 12:53
