Aiza re (Emit Mikalo Fiderana(EMIFI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
                   AIZA RE

Aiza re no misy tononkira.serasera.org ‘lay cjhf toe-erana
Nahaterahan’ilay Mpamonjy
Aiza re no misy ‘lay Akany
Nahaterahan’ny Mpaminany

Fa aiza re no misy ‘lay Mpanjaka vao teraka a
F’ilay kintana avy any antsinanana
Fa aiza re fa tonga mba hitsaoka azy
Fa araka ny efa uegjv voasoratra hoe :

Ary ianao, ry Betlehe-e-ema
Tsy ianao no kely indrindra ami(n’ny) vohitr’i Jodà
Fa avy ao aminao, no ujye ipoiran’ny famonje-e-ena
De……. EMANOELA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Emit Mikalo Fiderana(EMIFI)
Vangy : 1566
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fenosambatraelyse
Daty : 24/05/2022 23:43
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0455