Tiako (Do Rajohnson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na dia namirifiry
Tia aho dia nikiry
Ireo toky hoe tiana brebxpp niaraha-natao
Dia mbola hiainako atramin’izao
Ka tsy hino aho ivtmwtol hoe
Tsy hino aho raha hifandao
Toa izay rehetra nafoiko ho tononkira.serasera.org anao
Dia namoronako feo ka injao
Ka tsy hino ianao
Tsy hino hoe isika hifandao
Tsy rlxkybni nisy fotoana
Tsy anembonako anao
Marary ny fo raha ilaozanao tokoa
Ka aza avela irery aho
Tena tia anao
Tia aho dia nikiry
Ireo toky hoe tiana brebxpp niaraha-natao
Dia mbola hiainako atramin’izao
Ka tsy hino aho ivtmwtol hoe
Tsy hino aho raha hifandao
Toa izay rehetra nafoiko ho tononkira.serasera.org anao
Dia namoronako feo ka injao
Ka tsy hino ianao
Tsy hino hoe isika hifandao
Tsy rlxkybni nisy fotoana
Tsy anembonako anao
Marary ny fo raha ilaozanao tokoa
Ka aza avela irery aho
Tena tia anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Do RajohnsonVangy : 9516
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : bodo
Daty : 06/10/2003 22:47
