AMPY IZAY (DIDY Alfa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vnnhorb lhsrrt AMPY IZAY
Ampy izay ny fihafianao ry taniko
Ampy izay ny fahoriana izay niainanao
Ampy izay fa aoka hitraka isika
Ampy mclfltp izay ny geja namatotra
Fahamarinana manandratra ny firenena
Fahamasianana mitory ny asan’ny Tompo
Fihavanana tononkira.serasera.org torio foana fa aza mitsahatra
Mba handroso anie sy hiadana ity Gasikara
Misikina fahamarinana isika
Mihavaoza amin’ny fanavaozan’ny saina
Mba ho Madagasika ho an’I Kristy
Ary Kristy ho an’I Madagasika
Ampy izay ny fihafianao ry taniko
Ampy izay ny fahoriana izay niainanao
Ampy izay fa aoka hitraka isika
Ampy mclfltp izay ny geja namatotra
Fahamarinana manandratra ny firenena
Fahamasianana mitory ny asan’ny Tompo
Fihavanana tononkira.serasera.org torio foana fa aza mitsahatra
Mba handroso anie sy hiadana ity Gasikara
Misikina fahamarinana isika
Mihavaoza amin’ny fanavaozan’ny saina
Mba ho Madagasika ho an’I Kristy
Ary Kristy ho an’I Madagasika
--------
Rohy:
