O TAFIO (DIDY Alfa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O TAFIO  

Ny nofonay malemy
Ka mora andairan’ny fakam-panahy
Vokiso teny amspkan soa
Teny soa mahafaly avy aminao  

Ny nofonay malemy
Ka tsy afaka hiady amin’ny fiainana
Ka mila tononkira.serasera.org fanafody Hanasitrana ity ojud rofy amin’ny fiainana  
O! tafio ny herinao tokoa aho Ray:              

Ho afaka tokoa
Hiady ami’ny ady sarotra            
Nangeja ahy tokoa
Hitalahoako mafy aminao
Ho afaka tokoa, ho afaka tokoa          mmgrcmqv  
Ho afaka tokoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : DIDY Alfa
Vangy : 3131
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Sambilo
Daty : 28/05/2004 04:51
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0433