You are here: home > Tononkira > DIDY Alfa

'Zaho Mino (DIDY Alfa)

’Zaho Mino

‘Zaho mino  
Fa Ianao ilay maty nisolo ny heloko
‘Zaho mino  
Fa Ianao nitsagana ho porofo        

Fa resinao, resinao tononkira.serasera.orgny fasana      
‘Zaho mino Anao        
Andriamanitra velona  

‘Zaho mino  
Fa ny rà nalatsakao no avotray
‘Zaho mino
Fa noho Ianao, voavonjy izahay

Mpihira : DIDY Alfa
Mpamaky : 3196
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Sambilo
Tamin'ny : 01/06/2004 02:45:36
ID : 2448

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo