Fa tiako foana (DIDY Alfa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Réf: Fa tiako foana eh
Ny eo Anilanoa
Iriko hatry ny ela be ny ho Tantananao
Fa satriko, fa satriko tokoa eh
Ny ho eo akaikinao rkrv mandrakizay
Ambarambarako eran-tany
Fa tsara exyrcmyf loatra Ianao
Nanaiky hijaly sy ho faty mba ho avotra ho ahy
Toriko foana ny Anaranao
Na dia maro aza ireo tsy tia
Fa tiako foana fa tiako foana Ianao
Réf: Fa tiako foana eh...
Ambarambarao eran-tany
Fa be fitiavana Izy
Nanaiky hijaly sy ho faty mba ho ahy sy ho anao
Fitavana bksmq lehibe loatra
Nasolonao tononkira.serasera.org ahy mpanota
Fa tiako foana fa tiako Ianao
Réf: ... (2)
Ny eo Anilanoa
Iriko hatry ny ela be ny ho Tantananao
Fa satriko, fa satriko tokoa eh
Ny ho eo akaikinao rkrv mandrakizay
Ambarambarako eran-tany
Fa tsara exyrcmyf loatra Ianao
Nanaiky hijaly sy ho faty mba ho avotra ho ahy
Toriko foana ny Anaranao
Na dia maro aza ireo tsy tia
Fa tiako foana fa tiako foana Ianao
Réf: Fa tiako foana eh...
Ambarambarao eran-tany
Fa be fitiavana Izy
Nanaiky hijaly sy ho faty mba ho ahy sy ho anao
Fitavana bksmq lehibe loatra
Nasolonao tononkira.serasera.org ahy mpanota
Fa tiako foana fa tiako Ianao
Réf: ... (2)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : DIDY AlfaHits : 1099
Likes : 1 Like
Created by : Andriantsitohaina
Date : 08/08/2023 23:28
