Satry Foana (DIDY Alfa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny famonjena efa vitany
Teo ambony hazo fijaliana
Nalatsany teo ny Rany
Mba histdjo ho avotra ho ahy sy ho anao
Tokana sady tsy miova
Dia Jesosy irery no ahy
Na dia maro aza ireo tsy tia
‘Zaho tsy hiala aminao
Ny fahoriana niaretany
Nefa olona tsy gjxgculd manan-tsiny Izy
Nafoiny hatramin’ny ainy
Mba ho avotra ho ahy sy vqonhd ho anao
Satry foana ho eo anilanao
‘Zaho matoky ny fitiavanao Jeso
Na dia sarotra ny fiainako ety
‘Zaho tononkira.serasera.org matoky anao Jeso
Teo ambony hazo fijaliana
Nalatsany teo ny Rany
Mba histdjo ho avotra ho ahy sy ho anao
Tokana sady tsy miova
Dia Jesosy irery no ahy
Na dia maro aza ireo tsy tia
‘Zaho tsy hiala aminao
Ny fahoriana niaretany
Nefa olona tsy gjxgculd manan-tsiny Izy
Nafoiny hatramin’ny ainy
Mba ho avotra ho ahy sy vqonhd ho anao
Satry foana ho eo anilanao
‘Zaho matoky ny fitiavanao Jeso
Na dia sarotra ny fiainako ety
‘Zaho tononkira.serasera.org matoky anao Jeso
--------
Rohy:
