AMPY IZAY (DIDY Alfa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AMPY IZAY
ccrap
Ampy izay ny fihafianao ry taniko
Ampy izay ny fahoriana izay niainanao
Ampy izay fa aoka hitraka isika
Ampy izay ny geja namatotra tononkira.serasera.org
Fahamarinana manandratra ny firenena
Fahamasianana mitory ahku ny asan’ny Tompo
Fihavanana torio foana fa aza mitsahatra
Mba handroso anie sy hiadana ity Gasikara
Misikina fahamarinana isika
Mihavaoza amin’ny fanavaozan’ny saina
Mba ho Madagasika ho oickjfpr an’I Kristy
Ary Kristy ho an’I Madagasika

--------
Link: