AMPY IZAY (DIDY Alfa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
AMPY IZAY
Ampy izay ny fihafianao ry taniko
Ampy izay ny fahoriana izay niainanao
Ampy izay fa aoka hitraka isika
Ampy izay ny geja namatotra
Fahamarinana manandratra ny firenena
Fahamasianana mitory ny asan’ny Tompo
Fihavanana torio tononkira.serasera.org foana fa aza mitsahatra fawgmv guuo
Mba handroso anie sy hiadana ity Gasikara
Misikina fahamarinana isika
Mihavaoza amin’ny fanavaozan’ny saina
Mba ho xxsoyqnp Madagasika ho an’I Kristy
Ary Kristy ho an’I Madagasika

--------
Lien: