FA RAHA LAVITRA ANAO (DIDY Alfa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza avelanao aho Ray fa unczh mijaly
Ny fiainako marary raha lavitra Anao
Tolory ny tananao aho ka avoty
Fa mahantra loatra ny fiainako ety.
Fa raha lavitra Anao malahelo tononkira.serasera.org foana aho
Mba jerijereo aho ampio ho tafarina indray
Aza manalavitra ahy Ianao Tompo ô!
Ny fiainako qvldqzkl marary raha tsy misy Anao
Tolory fitiavana aho ka ampianaro
Hitory isan’andro ny fitiavana szwbgpg

--------
Lien: