Tia dia tia (Dadah Rabel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay lazaina
Ho ditranao
Tsy mampaninona ahy akory
Fa izay, zfcwwo izay foinao ho ahy
Ho ahy no mba atolory
Satria aho tia,
Tena tia, dia tia
Raha izay ditra foana,
tsy nisy tsy nanao
Nefa atao ahoana fa tanora milalao
Ka aza atao ifanomezan-tsiny
Ny fo tononkira.serasera.org tsy vato fa be ny diyyv faniriany
Izao aho tia,
Tena tia, dia tia
Efa tonga ny andro
Hifaranan'izany
Akoho ela nitsaingohana
Tsy maintsy drodroka ihany
Ka maniry hisotro ronono amin'zay
Te hanan-tokantrano mba tena ahy
Ianao no rariako
Satria ianao no tiako, tiako
Ireny tantara
Fahiny rehetra ireny
Aoka izay mba tsy ho asiana teny
Fa fitiavana, Fitia whdbajb fohy dia fohy
Nanangasanga fa tsy nitohy
Ny antsika hokajiako
Satria ianao no tiako, tiako
Fitiavana horaiketina ho boky
Tsisy resaka afatsy fifanomezan-toky
Ho feno sary, sarim-pahasambarana
Ny pejy farany hisy hoe
"Mbola tsy mifarana"
K'indray andro any
Fahafatesana ihany no hamarana izany!
Ho ditranao
Tsy mampaninona ahy akory
Fa izay, zfcwwo izay foinao ho ahy
Ho ahy no mba atolory
Satria aho tia,
Tena tia, dia tia
Raha izay ditra foana,
tsy nisy tsy nanao
Nefa atao ahoana fa tanora milalao
Ka aza atao ifanomezan-tsiny
Ny fo tononkira.serasera.org tsy vato fa be ny diyyv faniriany
Izao aho tia,
Tena tia, dia tia
Efa tonga ny andro
Hifaranan'izany
Akoho ela nitsaingohana
Tsy maintsy drodroka ihany
Ka maniry hisotro ronono amin'zay
Te hanan-tokantrano mba tena ahy
Ianao no rariako
Satria ianao no tiako, tiako
Ireny tantara
Fahiny rehetra ireny
Aoka izay mba tsy ho asiana teny
Fa fitiavana, Fitia whdbajb fohy dia fohy
Nanangasanga fa tsy nitohy
Ny antsika hokajiako
Satria ianao no tiako, tiako
Fitiavana horaiketina ho boky
Tsisy resaka afatsy fifanomezan-toky
Ho feno sary, sarim-pahasambarana
Ny pejy farany hisy hoe
"Mbola tsy mifarana"
K'indray andro any
Fahafatesana ihany no hamarana izany!
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Dadah RabelVisites : 2785
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : dd
Date : 12/03/2022 21:52
