NAPETRAPETRAKAO... (Dadah Rabel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ady, tsy fifamaliana,
Tsy hita izay teo;
Tsy hita intsony ianao, nangina,
Fa inona no tononkira.serasera.org niseho?
Taratasy, taty aoriana,
Nilaza fa vita hatreo...
Hay moa ka kilalao,
Napetrapetrakao,
sgbwwoe Toa sangy, vazivazy,
Ka zary rava ho azy!
Fa fitia niredareda,
Tsy toy ny nahazatra;
Fa toa raozy, soa sy ngeza,
Ts’isy tsilo handratra;
Hay naiqr fitia tsy nateza,
Alahelo tsy omby tratra...
Hay moa ka kilalao,
Napetrapetrakao,
Toa sangy, vazivazy,
ahsx Ka zary rava ho azy!
Dadah
Tsy hita izay teo;
Tsy hita intsony ianao, nangina,
Fa inona no tononkira.serasera.org niseho?
Taratasy, taty aoriana,
Nilaza fa vita hatreo...
Hay moa ka kilalao,
Napetrapetrakao,
sgbwwoe Toa sangy, vazivazy,
Ka zary rava ho azy!
Fa fitia niredareda,
Tsy toy ny nahazatra;
Fa toa raozy, soa sy ngeza,
Ts’isy tsilo handratra;
Hay naiqr fitia tsy nateza,
Alahelo tsy omby tratra...
Hay moa ka kilalao,
Napetrapetrakao,
Toa sangy, vazivazy,
ahsx Ka zary rava ho azy!
Dadah
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Dadah RabelVisites : 16523
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ryana
Date : 20/03/2004 05:37
