ianao ihany (Dadah Rabel)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao ilay tsy manan-tsahala
ilay nisafidy, hizara ny diako
ianao sxzk ihany no mahalala
ireo ahiahy sy ireo faniriko
ianao eo anilako hatrany
hizara ireo tsiky, hamafa tomany
ianao no nanampy nampijoro
nanampy ahy hibaby ireo mafy tsy zaka
ianao ilay tsy manan-tsahala
ilay nisafidy, hizara ny ho aviko
ianao iany no tokako malala
ilay vwnpzqw mandra-maty, hany ho tiaviko
ianao eo anilako eo foana
tsy misy tsy tononkira.serasera.org misy hoe nahoana
ianao tsy mba be fisehosehoana
nefa tratra antso kezpqtrw rehefa antsoina
ilay nisafidy, hizara ny diako
ianao sxzk ihany no mahalala
ireo ahiahy sy ireo faniriko
ianao eo anilako hatrany
hizara ireo tsiky, hamafa tomany
ianao no nanampy nampijoro
nanampy ahy hibaby ireo mafy tsy zaka
ianao ilay tsy manan-tsahala
ilay nisafidy, hizara ny ho aviko
ianao iany no tokako malala
ilay vwnpzqw mandra-maty, hany ho tiaviko
ianao eo anilako eo foana
tsy misy tsy tononkira.serasera.org misy hoe nahoana
ianao tsy mba be fisehosehoana
nefa tratra antso kezpqtrw rehefa antsoina
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Dadah RabelVangy : 8059
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ivaRA
Daty : 21/11/2005 18:25
