Satriko (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny Vavako te hidera hiantso ny Anaranao
Ny masoko te hitopy hankafy ny asanao
Ny foko matoa mitempo dia fitia ho anao ry Tompo
Ny amiko manontolo atokako hidera ny hatsaranao
Réf:
Satriko foana hidera Anao
Hitanisa ireo izay vitanao
Lafatra loatra tsy tononkira.serasera.org misy ny lehibe mihoatra Anao
Tsy manam-petra ny fitiavana asehony
Feno fiadanana ny miaraka aminy
2- Fony aho djukkeq tsy hary akory bkiwe aqmbm dia efa notiavinao
Teraka tamin'ny loto aho nefa noraisinao
Lehibe tamin'ny ota aho, tsy narianao ry Tompo
Novolavolainao indray ho mba ho mpanompo matoky Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Vangy : 332
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 03/03/2025 06:25