Ampidiro aloha ny tenimiafina
Satriko (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Ny Vavako okbp te hidera hiantso ny Anaranao
Ny masoko te hitopy hankafy ny asanao
Ny foko matoa mitempo dia fitia ho anao ry Tompo
Ny amiko manontolo atokako hidera ny hatsaranao
Réf:
Satriko foana hidera Anao
Hitanisa ireo izay vitanao
Lafatra loatra tsy misy ny lehibe mihoatra Anao
Tsy manam-petra ny fitiavana qwkfah asehony
Feno fiadanana ny miaraka aminy
2- Fony aho tsy tononkira.serasera.org hary akory dia efa notiavinao
Teraka tamin'ny slxp loto aho nefa noraisinao
Lehibe tamin'ny ota aho, tsy narianao ry Tompo
Novolavolainao indray ho mba ho mpanompo matoky Anao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Vangy : 366
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 03/03/2025 06:25