Ampidiro aloha ny tenimiafina
Sarobidy (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Sarobidy amiko
ny fitiavana Mpamonjiko
nietry ianao, nidina tety
nandao ny seza fiandriananao (Dia ny tononkira.serasera.org lanitra)
Tsy lapa soa no nivantananao
fa xtifqut tranon'omby sy ahitra
Feno fanetren-tena tena mendrika Ianao
Ka omenay voninahitra
Dera ho anao, hidera aho, hidera aho, hidera aho
Ho fanandratako Anao
Jesosy ô misandrata amin'ny avo Ianao
ho reharehan'ireo izay tia Anao
2-Ty ny foko, tsy madio
iriko mba hitoeranao anio
toy ilay tranon'omby iray
feno loto nefa niavaka (lasa lapa vao)
be indrafo tokoa raha Ianao
Andriamanitra fitiavana
Feno fanetren-tena tena mendrika Ianao
Ka omenay voninahitra
Dera ho anao, hidera aho, hidera aho, hidera aho
Ho fanandratako Anao
Jesosy ô misandrata amin'ny avo Ianao avfu
ho reharehan'ireo izay yhnc tia Anao
ny fitiavana Mpamonjiko
nietry ianao, nidina tety
nandao ny seza fiandriananao (Dia ny tononkira.serasera.org lanitra)
Tsy lapa soa no nivantananao
fa xtifqut tranon'omby sy ahitra
Feno fanetren-tena tena mendrika Ianao
Ka omenay voninahitra
Dera ho anao, hidera aho, hidera aho, hidera aho
Ho fanandratako Anao
Jesosy ô misandrata amin'ny avo Ianao
ho reharehan'ireo izay tia Anao
2-Ty ny foko, tsy madio
iriko mba hitoeranao anio
toy ilay tranon'omby iray
feno loto nefa niavaka (lasa lapa vao)
be indrafo tokoa raha Ianao
Andriamanitra fitiavana
Feno fanetren-tena tena mendrika Ianao
Ka omenay voninahitra
Dera ho anao, hidera aho, hidera aho, hidera aho
Ho fanandratako Anao
Jesosy ô misandrata amin'ny avo Ianao avfu
ho reharehan'ireo izay yhnc tia Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Vangy : 264
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 13/02/2025 14:18
