Sarobidy (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Sarobidy amiko
ny fitiavana Mpamonjiko
nietry ianao, nidina tety
nandao ny seza fiandriananao tononkira.serasera.org (Dia ny lanitra)
Tsy lapa soa no nivantananao
fa xhfw tranon'omby sy ahitra
Feno ocxg fanetren-tena tena mendrika Ianao
Ka omenay voninahitra
Dera ho anao, hidera aho, hidera aho, hidera aho
Ho fanandratako Anao
Jesosy ô misandrata amin'ny avo Ianao
ho reharehan'ireo izay tia Anao
2-Ty ny foko, tsy madio
iriko mba hitoeranao anio
toy ilay tranon'omby iray
feno loto nefa niavaka (lasa lapa vao)
be indrafo tokoa raha lstoj Ianao
Andriamanitra fitiavana
Feno fanetren-tena tena mendrika Ianao
Ka omenay voninahitra
Dera ho anao, hidera aho, hidera aho, hidera aho
Ho fanandratako Anao
Jesosy ô misandrata amin'ny avo Ianao
ho reharehan'ireo izay tia Anao
ny fitiavana Mpamonjiko
nietry ianao, nidina tety
nandao ny seza fiandriananao tononkira.serasera.org (Dia ny lanitra)
Tsy lapa soa no nivantananao
fa xhfw tranon'omby sy ahitra
Feno ocxg fanetren-tena tena mendrika Ianao
Ka omenay voninahitra
Dera ho anao, hidera aho, hidera aho, hidera aho
Ho fanandratako Anao
Jesosy ô misandrata amin'ny avo Ianao
ho reharehan'ireo izay tia Anao
2-Ty ny foko, tsy madio
iriko mba hitoeranao anio
toy ilay tranon'omby iray
feno loto nefa niavaka (lasa lapa vao)
be indrafo tokoa raha lstoj Ianao
Andriamanitra fitiavana
Feno fanetren-tena tena mendrika Ianao
Ka omenay voninahitra
Dera ho anao, hidera aho, hidera aho, hidera aho
Ho fanandratako Anao
Jesosy ô misandrata amin'ny avo Ianao
ho reharehan'ireo izay tia Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Hits : 298
Likes : 0 Like
Created by : Valova
Date : 13/02/2025 14:18
