Omeo hery (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handalo ady sarotra ry tompo
Inty mpanompo izay finidinao
Niaritra nwpkzm ny eso latsa nbbpfkck fahamarinana
Kanefa tsy hiemotr'aho fa manana anao
2\F'ianao izay torianay aza tompo
Niaritra ny mafy no izao koa
Voaheloka ho faty nohon'ny famarinana
Nandao ny fiandrianana sy ny voninahitrao
Ref:Mainkana tononkira.serasera.org fa izao izay mijoro eto izao
Mpanota toa azy ireo no mba tinendrinao
Raha vavan'olona tsy tia no hampilofik'ahy
Meteza Tompo hanangan'ahy indray
Omeo hery ny panomponao Ray ô
Vimbinonao ny dian'ity mpanomponao
Topazo maso velomy ny fanahy
Hazoto tsara troe hanao ny asanao....
A/C: Mihary Group
Inty mpanompo izay finidinao
Niaritra nwpkzm ny eso latsa nbbpfkck fahamarinana
Kanefa tsy hiemotr'aho fa manana anao
2\F'ianao izay torianay aza tompo
Niaritra ny mafy no izao koa
Voaheloka ho faty nohon'ny famarinana
Nandao ny fiandrianana sy ny voninahitrao
Ref:Mainkana tononkira.serasera.org fa izao izay mijoro eto izao
Mpanota toa azy ireo no mba tinendrinao
Raha vavan'olona tsy tia no hampilofik'ahy
Meteza Tompo hanangan'ahy indray
Omeo hery ny panomponao Ray ô
Vimbinonao ny dian'ity mpanomponao
Topazo maso velomy ny fanahy
Hazoto tsara troe hanao ny asanao....
A/C: Mihary Group
--------
Rohy:
Hevitra
Dassia
(
05/01/2023 08:50)
Ahazo hery hatrany isika rehetra eo amn'ny fanompoana ny Tompo e! ary tsy hiembotra izany mandrapaha tepitry ny fofonaina
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Vangy : 944
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 01/04/2020 12:25
