Omeo hery (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Handalo ady sarotra ry tompo
Inty mpanompo izay finidinao
Niaritra ny eso latsa fahamarinana
Kanefa tsy hiemotr'aho fa manana anao
2\F'ianao izay torianay aza tompo
Niaritra tononkira.serasera.org ny mafy no fnqfawfj izao koa
Voaheloka ho faty nohon'ny famarinana
Nandao ny fiandrianana sy ny voninahitrao
Ref:Mainkana fa izao izay mijoro eto izao
Mpanota toa azy ireo no mba tinendrinao
Raha vavan'olona tsy tia no grhddlth hampilofik'ahy
Meteza Tompo hanangan'ahy indray
Omeo jlqkq hery ny panomponao Ray ô
Vimbinonao ny dian'ity mpanomponao
Topazo maso velomy ny fanahy
Hazoto tsara hanao ny asanao....
A/C: Mihary Group
Inty mpanompo izay finidinao
Niaritra ny eso latsa fahamarinana
Kanefa tsy hiemotr'aho fa manana anao
2\F'ianao izay torianay aza tompo
Niaritra tononkira.serasera.org ny mafy no fnqfawfj izao koa
Voaheloka ho faty nohon'ny famarinana
Nandao ny fiandrianana sy ny voninahitrao
Ref:Mainkana fa izao izay mijoro eto izao
Mpanota toa azy ireo no mba tinendrinao
Raha vavan'olona tsy tia no grhddlth hampilofik'ahy
Meteza Tompo hanangan'ahy indray
Omeo jlqkq hery ny panomponao Ray ô
Vimbinonao ny dian'ity mpanomponao
Topazo maso velomy ny fanahy
Hazoto tsara hanao ny asanao....
A/C: Mihary Group
--------
Link:
Comments
Dassia
(
05/01/2023 08:50)
Ahazo hery hatrany isika rehetra eo amn'ny fanompoana ny Tompo e! ary tsy hiembotra izany mandrapaha tepitry ny fofonaina
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Hits : 1026
Likes : 1 Like
Created by : Valova
Date : 01/04/2020 12:25
