Miarahaba (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manakory aby ianareo
Izahay atoy salama
miramiran-tava, so mifankahita
notahian-janahary e, hmdfsa ravoravo ty fanahy e
Soa fa velon'aina, afaka tdwtloa miaina
heniky ny soa ka hidera ny Ray hldats Tsitoha
Asandrato, hanakoako
Nomeny talenta hidera ianao
ka hampiasao tsy ho levona tononkira.serasera.org io fa anananao
Hobio, ifalio
Jesosy mpanjakan'ny lanitra
hampiadana anao ho finaritra
Soa fa velon'aina
afaka miaina
soa mifankahita amin'ny endrika sariaka
heniky ny soa, heniky ny soa
miavia, miavia hidera, hidera ny Ray Tsitoha
Asandrato, hanakoako
Nomeny talenta hidera ianao
ka hampiasao tsy ho levona io fa anananao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Vangy : 386
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 13/02/2025 14:16