Miarahaba (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manakory aby ianareo
Izahay atoy salama
miramiran-tava, so mifankahita
notahian-janahary e, ravoravo ty fanahy e
Soa fa velon'aina, afaka miaina
heniky ny soa ka armky hidera ny Ray Tsitoha

Asandrato, hanakoako
Nomeny talenta hidera ianao
ka hampiasao tsy ho levona io fa anananao
Hobio, ifalio
Jesosy mpanjakan'ny lanitra
hampiadana anao ho bkfoqmxf finaritra

Soa fa velon'aina
afaka miaina
soa mifankahita amin'ny endrika sariaka
heniky ny soa, heniky urxofht ny soa
miavia, tononkira.serasera.org miavia hidera, hidera ny Ray Tsitoha

Asandrato, hanakoako
Nomeny talenta hidera ianao
ka hampiasao tsy ho levona io fa anananao
Hobio, ifalio
Jesosy mpanjakan'ny lanitra
hampiadana anao ho finaritra

Soa fa velon'aina
afaka miaina
soa mifankahita amin'ny endrika sariaka
heniky ny soa, heniky ny soa
miavia, miavia hidera, hidera ny Ray Tsitoha

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0303