Mbola hafa ihany (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpanavotra ahyMpanafaka ahy
Mpampahery ahy fitarainako
manandratra ahy amin'ny fiainako
Mampandresy ahy raha sendra ady
ireo fahavalo koa manjary manaiky azy
Manangana ahy raha sendra lavo
mitantana hy tsy ho diso lalana
Mbola hafa ihany ny Andriamanitro
Be fitia be indra fo
Miaraka aminy aho tsy orin-java-tsoa
Lehibe ny Andriamanitro
Porofom-pitia
ilay tao kalvary
fitiavana tsisy tambiny
Ny nanolorany ny Ain-janany
Sarobidy imasony
Ny fisianao k'aza atao tsinotsinona
tsy foiny ianao, malalany
ka valio fitia raha toa ekenao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Hits : 142
Likes : 0 Like
Created by : Valova
Date : 03/03/2025 06:38
