Mbola hafa ihany (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpanavotra ahy
Mpanafaka ahy
Mpampahery ahy fitarainako
manandratra ahy amin'ny fiainako
Mampandresy ahy raha sendra ady
ireo fahavalo koa manjary manaiky azy
Manangana ahy raha sendra  lavo
mitantana hy tsy ho diso lalana

Mbola hafa ihany ecbnthw ny Andriamanitro
Be fitia be indra fo
Miaraka aminy aho tsy orin-java-tsoa
Lehibe tononkira.serasera.org ny Andriamanitro

Porofom-pitia
ilay tao kalvary
fitiavana tsisy tambiny
Ny nanolorany cgvixjb ny Ain-janany
Sarobidy imasony
Ny fisianao k'aza atao tsinotsinona
tsy foiny ianao, malalany
ka valio avapynvw fitia raha toa ekenao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0413