Inty aho (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Eto aho, manantona anao
mino aho fa tsy lavinao Tompo ô
haiko, fa tsy tanteraka aho
ny foko ny saiko, rakotry ny otako
dia ninia niodina aho, nanao ny fanaon'izao rehetra izao
nankafy sondriany aho
nefa Tompo hoy ianao
izay manantona ahy idasn tsy ho laviko mihitsy
raha toa ekenao, ny handao ny otanao
Miavia, izory, fa atoroko anao ny lala-mahitsy
Izao no lalana , fahamarinana, fiainana vaovao ho anao
2-Eto aho, miangavy anao
raiso, mba ho mpanomponao, Tompo ô!
tsy mendrika aho, ny piihrhn hamehy ny kapanao
nefa Tompo ô sasao, mba ho afa-keloka aho
neniko tononkira.serasera.org ny ditrako,
menatra aho jesosiko, menatra aho
miosom-pahotana aho
Inty aho, inty aho,
Raiso aho hcclec Tompo ô! Fa anao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Visites : 478
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Valova
Date : 03/03/2025 06:35