Ampidiro aloha ny tenimiafina
Inty aho (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Eto aho, manantona anao
mino aho fa tsy lavinao Tompo ô
haiko, fa tsy tanteraka aho
ny foko ny saiko, rakotry ny eznxgl otako
dia ninia niodina aho, nanao ny fanaon'izao rehetra izao
nankafy sondriany aho
nefa Tompo hoy ianao
izay manantona ahy tsy ho laviko mihitsy
raha toa ekenao, ny handao ny otanao
Miavia, izory, fa atoroko anao ny lala-mahitsy
Izao no lalana , fahamarinana, fiainana vaovao ho anao
2-Eto aho, miangavy anao
raiso, mba ho mpanomponao, Tompo ô!
tsy tononkira.serasera.org mendrika aho, ny hamehy ny kapanao
nefa Tompo ô sasao, mba ho afa-keloka aho
neniko ny ditrako,
menatra qynulsjo aho jesosiko, menatra aho
miosom-pahotana aho
Inty aho, inty wbhfoyp aho,
Raiso aho Tompo ô! Fa anao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Hits : 422
Likes : 0 Like
Created by : Valova
Date : 03/03/2025 06:35