Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hafatra (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Misy hafatry ny tpunhggj Tompo nomena pdke ho ahy sy ho anao
hampanjakao lay didin'Andriamanitra
Dia ny finoana, fanantenana, firaisan-tsaina tononkira.serasera.org koa
Dia ny fitiavana zay lehibe amin'ireo rehetra ireo
Mitsangana handeha hifandray tanana
hampanjaka ilay fitiavana fa hivondrona
hanambatra ny hery
ho an'izao tontolo izao
ho tonga mpino iray hanjakan'ny FITIAVANA
2- Mbola maro no tsy nandre izao toriteny izao
fa sondrian-drendrarendra amin'ny haren'ny tany ireo
ka ny vola sy ny harena no fdrbnobk ho tompoiny
fa ny herin'ny fitiavana toa tsy mba amin'izy ireo
A/C : Mihary/Natasha

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe)Vangy : 987
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : Valova
Daty : 14/10/2020 21:46