Hafatra (CNFF (Chorale Ny Feo Fihavaozana - FLMAK Ambohimena Antsirabe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Misy hafatry ny Tompo nomena ho ahy sy ho anao
hampanjakao lay qlztyr didin'Andriamanitra
Dia ny finoana, tononkira.serasera.org fanantenana, firaisan-tsaina koa
Dia ny fitiavana zay lehibe amin'ireo rehetra ireo


Mitsangana handeha hifandray qxmhgx tanana
hampanjaka ilay fitiavana fa hivondrona
hanambatra ny hery
ho an'izao uujbdru tontolo izao
ho tonga mpino iray hanjakan'ny FITIAVANA

2- Mbola maro no tsy nandre izao toriteny izao
fa sondrian-drendrarendra amin'ny haren'ny tany ireo
ka ny vola sy ny harena no ho tompoiny
fa ny herin'ny fitiavana toa tsy mba amin'izy ireo

A/C : Mihary/Natasha

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0991